Ny Fiangonana no manao famangiana eny amin’ny fonja sy hopitaly. Misy koa ny fiaraha-miasan’ny Feonny Filazantsara amin’ny “Aumoneries” amin’ny toerana sasany.
FONJA
NY Fiangonana na ny sampana no manao famangiana . Ny FF dia mampitao izany (boky, Baiboly, Fihirana). Mety misy anefa asa ataon’ny "volontaire" amin’ny fikarakarana mivantana ireo mpianatra Kilasy Fianarana Baiboly ara-Pifandraisana (KFBP) any amin’ny fonja.
HOPITALY
Ny Fiangonana no manao famangiana any amin’ny Hopitaly. Matetika koa anefa ny Aumonerie ao no manantanteraka izany. Ny fampitaovana izany no ataon’ny FF (Fananganana Biblioteka, Baiboly, Fihirana, Trakitra).
Misy “volontaires” ihany koa manatevina ny fanantanterahana izany any amin’ny toerana sasany.
MIVERINA
|