|
Baiboly sy Fihirana na tonombola ho fampitaovana
(TAOM-PIASANA 2007-2008)**
FANOMEZANA : (Asio marika (x) tandrify izay safidinao)
1. BAIBOLY Isany:
Vaovao
Efa nampiasaina
Atolotro
amin’izao indray mandeha izao ihany
isam-potoana :
Isam-bolana
Isan-telovolana
Fe-potoana hafa (safidinao manokana).
(fenoy azafady)
2.
VOLA (Asio marika (x) tandrify izay safidinao)
5.000 Ar
10.000 Ar
Tonom-bola hafa
Ar
(fenoy azafady)
Atolotro
amin’izao indray mandeha izao ihany
isam-potoana :
Isam-bolana
Isan-telovolana
Fe-potoana hafa (safidinao manokana)
(fenoy azafady)
HANOLORANA SY HANDEFASANA NY FANOMEZANA: (Asio marika (x) tandrify izay safidinao)
Aterina an-tanana isam-potoana aty amin’ny Foibe FF (Baiboly, Fihirana na lela-vola na chèque barré @ anaran’i ‘Feon’ny Filazantsara’
Mandat poste (libellé: Feon’ny Filazantsara)
Virement bancaire halefa any @ Kaonty
Feon’ny Filazantsara
CA / BNI Madagascar Analakely N° 01 114336 4 020 1 00
** Jona 2007- Mey 2008 no taom-piasan’ny FF
|