Taridalana
 
>>>
Lafi-kevitra
 
 

Zarao amin'ny namana (ampidiro ny adiresy e-mail)


Fifandraisana @ mailaka

KILASY BIBLIKA ARA-PIFANDRAISANA

COURS BIBLIQUE PAR CORRESPONDANCE

 

"Dinihonareo ny Soratra Masina, satria ataonareo fa ao aminy no anananareo fiainana mandrakizay,
ary ireny no manambara Ahy
."





TARI-DALANA

1 - Fepetra
2 - Mombamomba ny fianarana
3 - Ny Lesona
4 - Ny Adina
5 - Saram-pianarana
6 - Fisoratana anarana
7 - Tenim-pirenana
8 - Sertifika
9 - Teny Farany

FANDAHARAM-PIANARANA

1. Ambaratonga Voalohany  :  Andeha isika hianatra ny finoana Kristiana
2. Ambaratonga Faharoa  :  Ny votoatin'ny finoana Kristiana
3. Ambaratonga Fahatelo  :  Mitombo amin'ny finoana
4. Ambaratonga Fahefatra  :  Velona amin'ny finoana

Manantena izahay fa nahaliana anao ireo tari-dalana sy fanazavana ireo. Manao ahoana kosa ary ny fomba fianarana izany amin'ny alalan'ny tranokala iraisam-pirenena ?

MIVERINA



 
Contact | Téléphone : +261 20 22 210 42| Email : lhmmad@netclub.mg
Bureau : II-V 72 bis Ampandrana - BP 3111 - 101- Antananarivo - MADAGASCAR - -© LHM Madagascar - 2006